plt_tn/luk/22/35.md

1023 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy mamadika ny fifantohany miverina any amin'ny firesahana amin'ireo mpianany.

Rehefa ... nisy zavatra tsy ampuy anareo ve?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hanampiana ireo apostoly hampatsiahivana ireo apostoly ny hatsaran'ny nataon'ny olona ho azy ireo raha nandeha tamin'ny diany izy ireo. DH: ''Tadidio fa ... dia nanana ny zavatra rehetra nilainareo ianareo''

Rehefa nandefa anareo Aho

Jesosy niresaka tamin'ireo apostoliny.

fitoeram-bola

Ny fitoeram-bola dia harona kely fitazomam-bola. Eto izany dia nampiasaina mba hanehoana ''vola.''

kitapom-batsy

''kitapon-tsakafo''

Tsy nisy

Mety hanampy ny mpihaino ny fanampiana misimisy kokoa momban'ilay resaka. DH: ''tsy ory na inona na inona izahay'' na ''nahazo izay rehetra nilainay izahay''

Izay tsy manana sabatra dia tokony hivarotra ny lambany ary hividy iray

Jesosy dia tsy naneho olona iray manokana izay tsy nanana sabatra. DH: ''raha misy tsy manana sabatra, dia tokony hivarotra ny ankanjony izy''