plt_tn/luk/22/33.md

875 B

tsy haneno ny akoho amin'ity andro ity, mialohan'ny handavanao Ahy intelo hoe mahafantatra Ahy ianao

Afaka avadika ny filaharany: ''handà Ahy intelo ianao hoe mahafantatra Ahy mialohan'ny hanenon'ny akoho amin'ity andro ity.''

tsy haneno ny akoho amin'izay andro izay, mialohan'ny handavanao

DH: ''ny akoho dia tsy haneno raha tsy rehefa avy mandà Ahy intelo ianao''

tsy haneno ny akoho

Eto ny fanenon'ny akoho dia maneho fotoana iray amin'ny andro. Ny akoho dia maneno mialohan'ny hiposahan'ny masoandro amin'ny maraina foana. Noho izany, ity dia maneho ny vao mangiran-dratsy.

izay andro izay

Ny andron'ny Jiosy dia manomboka amin'ny fodian'ny masoandro. Jesosy miresaka ny aorian'ny fodian'ny masoandro. Ny akoho dia haneno mialohan'ny maraina. Ny maraina dia mbola ao anatin'ilay hoe ''ity andro ity.'' DH: ''amin'ity alina ity'' na ''amin'ny maraina''