plt_tn/luk/22/28.md

20 lines
864 B
Markdown

# izay nanohy niaraka tamiko tao amin'ny fakam-panahy nianjady tamiko
''nijanona niaraka tamiko nandritr'ireo toloko''
# Omeko fanjakana ianareo, tahaka ny Raiko koa izay nanome fanjakana ho Ahy
DH: ''Tahaka ny nanomezan'ny Raiko fanjakana ho Ahy, dia omeko anareo izany''
# Omeko fanjakana ianareo
''Hataoko mpanapaka ao amin'ny fanjakan' Andriamanitra ianareo'' na ''Omeko fahefana hanapaka oa amin'ny fanjakana ianareo'' na ''ho ataoko mpanjaka ianareo''
# tahaka ny Raiko koa izay nanome fanjakana ho Ahy
''tahaka ny nanomezan'ny Raiko Ahy fahefana hanapaka toy ny mpanjaka ao amin'ny fanjakany''
# hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana ianareo
Ireo mpanjaka dia mipetraka amin'ny seza fiandrinana. Ny fipetrahana amin'ny seza fiandrianana dia mariky ny fanapahana. DH: ''hiasa toy ireo mpanjaka ianareo'' na ''hanao ny asan'ireo mpanjaka ianareo''