plt_tn/luk/22/21.md

502 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianany.

Fa ny Zanak'Olona dia mandeha tokoa

''Fa handeha tokoa ny Zanak'Olona'' na ''Fa ho faty ny Zanak'Olona''

ny Zanak'Olona

Ny tenany ihany no ambaran'i Jesosy. DH: ''Izaho, Zanak'Olona''

araka izay voatendry

DH: ''araka izay voatendrin'Andriamanitra'' na ''araka ny nomanin'Andriamanitra''

Fa loza ho an'izany lehilahy izay hamadika Azy izany!

DH: ''Fa loza ho an'ilay lehilahy izay mamadika ny Zanak'Olona!''