plt_tn/luk/22/10.md

28 lines
660 B
Markdown

# Namaly azy ireo Izy
''Jesosy namaly an'i Petera sy Jaona''
# Henoy
Jesosy nampiasa ity mba hilazana azy ireo hifantoka tsara sy hanao araka izay lazainy azy ireo.
# hisy lehilahy iray mitondra sisin-drano hifanena aminareo
''ianareo dia hahita lehilahy iray mitondra sisin-drano''
# mitondra sisin-drano
''mitondra tavoara misy rano.'' Mety nentiny teo an-tsorony ilay tavoara.
# Manaraha azy any amin'izay trano idirany
''Manaraha azy, ary midira ao amin'ilay trano''
# Ny mpampianatra milaza aminao
Ity dia manomboka teny mivantana izay ilazan'i Jesosy ireo mpianatra izay tokony lazain'izy ireo.
# Ny mpampianatra
Ity dia maneho an'i Jesosy.