plt_tn/luk/21/12.md

876 B

ireo zavatra ireo

Ity dia maneho zavatra mahatsiravina izay nolazain'i Jesosy fa hitranga.

hisambotra anareo izy ireo

Ity fomba fiteny ity dia maneho ny olona mampihatra fahefana amin'ireo mpianatra.

izy ireo

''ny olona'' na ''ireo fahavalo''

anareo

Jesosy niresaka tamin'ireo mpianany.

hanolotra anareo ao amin'ny synagoga

''hanolotra anareo amin'ireo mpitarika ny synagoga.'' Ireo mpitarika ny synagoga dia afaka mandrara ireo Jiosy hafa rehetra amin'ny fifandraisana amin'ireo mpianatra satria manaraka an'i Jesosy izy ireo.

sy ny figadrana

''ary hanolotra anareo any amin'ny figadrana''

nohon'ny anarako

ny teny hoe ''anarako'' dia nampiasaina eto mba hanehoana an'i Jesosy. DH: ''noho Izaho'' na ''satria manaraka Ahy ianareo''

ho amin'ny fijoroanareo vavolombelona

''ho anareo mba hilaza azy ireo ny fijoroanareo vavolombelona momba Ahy''