plt_tn/luk/20/19.md

1000 B

nitady hisambotra Azy

Ity fomba fiteny ity dia maneho ny olona mampihatra fahefana amin'ireo mpianatra. DH: '''nitady fomba hisamborana an'i Jesosy''

tamin'io ora io

''teo no eo''

natahotra ny vahoaka izy ireo

Ity no antony tsy nisamboran'izy ireo an'i Jesosy teo no eo. Nanaja an'i Jesosy ny olona, ary ireo mpitarika fivavahana dia natahotra izay mety ho ataon'ny olona raha misambotra Azy izy ireo. DH: '''tsy nisambotra Azy izy ireo satria natahotra ny olona''

nandefa mpitsikilo izy ireo

''ireo mpisoronabe sy lohan'ny mpisorona dia naniraka mpitsikilo mba hijery an'i Jesosy''

mba hafahan'izy ireo mahita tsiny amin'ny teneniny

''satria izy ireo te-hiampanga an'i Jesosy amin'ny fitenenana zavatra ratsy"

ka hanolotra Azy eo amin'ny

''mba hitondrana Azy eo amin'ny''

eo amin'ny fanapahana sy ny fahefan'ny governora

'Ny ''fanapahana'' sy ''fahefana'' dia fomba roa hilazana fa tian'izy ireo ny governora mba hitsara an'i Jesosy. DH: ''mba hanasazy Azy ny governora''