plt_tn/luk/19/41.md

702 B

ny tanàna

Ity dia maneho an'i Jerosalema.

dia nitomany azy

Ny teny hoe ''azy'' dia maneho ny tanànan'i Jerosalema, fa izany dia maneho ny olona izay mipetraka ao amin'izany tanàna izany.

Raha mba fantatrao ... mitondra fiadanana ho anao

Jesosy naneho ny alahelony fa tsy nahazo ny fahafahana ho amin'ny fiadanana amin' Andriamanitra ny olon'i Jerosalema.

fantatrao

Jesosy miresaka amin'ilay tanàna. Raha hafahafa izany amin'ny fiteninao, dia afaka ataonao hoe fantatrareo mba hanehoana ireo olon'ilay tanàna.

ireny dia miafina amin'ny masoanao

Ny ''masonao'' dia maneho ny fahafahana mahita. DH: ''tsy afaka hahita ireny intsony ianao'' na ''tsy afaky ny hahalala izany ianao''