plt_tn/luk/19/18.md

313 B

ilay faharoa

''ilay mpanompo faharoa''

Ny farantsanao, tompo, dia nahavita farantsa dimy

Ity dia milaza fa ilay mpanompo no nahatonga ilay tombony. DH: ''tompo, nampiasaiko hangalana tombony dimy mihoatra ny farantsanao''

Hiandraikitra tanàna dimy ianao

''hanana fahefana amin'ny tanàna dimy ianao''