plt_tn/luk/19/11.md

805 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manomboka milaza fanoharana amin'ny vahoaka. Ny andininy faha 11 dia manome fampahafantarana fototra momban'ny antony hitenenan'i Jesosy ilay fanoharana.

fa hiseho teo noho eo ny fanjakan'Andriamanitra

Ireo Jiosy dia nino fa ilay Mesia dia hametraka fanjakana raha vantany vao tonga ao Jerosalema Izy. DH: ''fa Jesosy dia hanomboka hanapaka amin'ny fanjakan'Andriamanitra avy hatrany''

tandapa iray

'''Lehilahy iray izay mpikambana ao amin'ny fitondrana'' na ''Lehilahy iray avy amin'ny fianakaviana ambony''

mba hahazo fanjakana ho an'ny tenany

Ity dia sarin'ny mpanjaka ambany kokoa mankany amin'ny mpanjaka lehibe indrindra. Ny mpanjaka lehibe indrindra dia hanome ny mpanjaka ambany kokoa ny zo sy fahefana hanapaka amin'ny fireneny manokana.