plt_tn/luk/18/42.md

411 B

Mahiràta

Ity dia filaza mandidy, saingy tsy nangataka ilay lehilahy hanao na inona na inona. Sitrana izy vokatr'ilay baiko.

Ny finoanao no nahasitrana anao

Ny finoan'ilay lehilahy no antony nahasitrana azy, fa tsy ilay fomba fanasitranany. DH: ''Nositraniko ianao satria nino Ahy''

nanome voninahitra an'Andriamanitra

''nankalaza an'Andriamanitra''

nahita izany

''rehefa nahita izany izy ireo''