plt_tn/luk/18/31.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no hetsika manaraka ao amin'ity fizaran'ny tantara ity izay nanomboka tao amin'ny 17:20. Jesosy miresaka irery amin'ireo mpianany.
# nanangona ny roa ambin'ny folo lahy teo Aminy
Ity dia midika fa Jesosy nitondra ireo mpianatra roa ambin'ny folo tany amin'ny toerana izay tsy nisy ireo olona hafa.
# Indro
Ity dia manondro fiovàna manan-danja amin'ny asa fanompoan'i Jesosy raha nandeha nankany Jerosalema ho amin'ny fotoana farany Izy.
# izay voasoratr'ireo mpaminany
DH: ''izay nosoratan'ireo mpaminany''
# ireo mpaminany
Ity dia maneho ireo mpaminanin'ny Testamenta Taloha.
# Zanak'Olona
Jesosy miresaka ny tenany hoe ''Zanak'Olona.'' DH: ''Izaho, Zanak'Olona''
# ho tanteraka
DH: ''Hitranga'' na ''Hiseho''
# Fa hatolotra eo amin'ireo Jentilisa Izy
DH: ''Fa ireo mpitarika Jiosy dia hanolotra Azy amin'ireo Jentilisa''
# hihomehezana, sy halana baraka, ary ho roraina
DH: ''hihomehy Azy izy ireo, hanala baraka Azy, ary handrora Azy''
# amin'ny andro fahatelo
Ity dia maneho ny andro fahatelo aorian'ny hafatesany. Na izany aza, tsy mbola azon'ireo mpianatra izany, noho izany dia tsara kokoa ny tsy manampy ity fanazavana ity rehefa mandika ity andininy ity.