plt_tn/luk/18/24.md

518 B

Manao ahoana ny fahasarotan'ny ... mpanan-karena

Ity dia fanamafisana fa tsy fanontaniana. DH: '''Sarotra ho an'ny ... fanjakan'Andriamanitra!''

an'ny rameva ny hiditra amin'ny vodim-panjaitra

Ny rameva dia tsy afaka ny hiditra amin'ny vodim-panjaitra. Noho izany, hita fa mety nampiasa fanoharana Jesosy mba handikana fa tena sarotra ho an'ilay lehilahy manan-karena ny hiditra ny fanajakan'Andriamanitra.

vodim-panjaitra

Ny vodim-panjaitra dia ilay lavaka eo amin'ny fanjaitra izay hampidirana ny kofehy.