plt_tn/luk/18/01.md

886 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manomboka milaza fanoharana raha manohy mampianatra ireo mpianany Izy. Ity dia mbola ao anatin'ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 17:20. Ny andininy 1 dia manome famaritana antsika ny amin'ny fanoharana izay ho lazain'i Jesosy.

Avy eo Izy

''Avy eo Jesosy''

tokony hivavahan'izy ireo mandrakariva, ary tsy ho kivy

Ireo dia manana dika mitovitovy, izay nampiasain'i Jesosy mba hanamafisana ny heviny. Ny fiteny sasany dia manana fomba fanamafisana samihafa. DH: ''tokony hivavaka foana izy ireo''

niteny hoe

Afaka atao hanombohana fehezanteny vaovao koa ity: ''Hoy Izy hoe''

tanàna iray

Eto ny ''tanàna iray'' dia fomba hitondrana ny mpihaino hahafantatra fa ny fitantarana manaraka eo dia any amin'ny tanàna iray, fa tsy zava-dehibe ny anarany.

tsy nanaja olona

''tsy niraharaha izay momban'ny olona hafa''