plt_tn/luk/17/28.md

612 B

Tahaka izay nitranga tamin'ny andron'i Lota

Ny ''andron'i Lota'' dia maneho ny fotoana talohan'ny nanasazian'Andriamanitra ireo tanànan'i Sodoma sy Gomora. DH: ''ohatra hafa ny nitrangan'izany tamin'ny andron'i Lota'' na ''tahaka ny nataon'ny olona tamin'ny niainan'i Lota''

nihinana sady nisotrao izy ireo

''ny olon'i Sodoma dia nihinana sy nisotro''

afo sy solifara no nilatsaka avy tany an-danitra

''afo sy solifara mandoro no nianjera avy eny an-danitra toy ny orana''

nandringana azy rehetra

Tsy ao anatin'izany Lota sy ny fianakaviany. DH: ''namotika ireo rehetra nijanona tao an-tanàna''