plt_tn/luk/17/20.md

20 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no fizarana manaraky ny tantara. Tsy fantantsika hoe aiza izany no miseho; fa fotsiny hoe indray andro rehefa niresaka tamin'ireo Fariseo Jesosy.
# Raha nanontanian'ireo Fariseo hoe rahoviana ny fanjakan'Andriamanitra no ho tonga
Ity no fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Ny fandikan-teny sasany dia manomboka izany amin'ny hoe ''Indray andro.'' DH: ''Indray andro ireo Fariseo nanontany an'i Jesosy hoe: ''Rahoviana no ho tonga ny fanjakan' Andriamanitra?''
# Tsy taza-maso ny fihavian'ny fanjakan' Andriamanitra
Ny olona nieritreritra fa ho afaka ny hahita famantaran'ny fanjakana ho avy izy ireo. DH: ''ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy tonga miaraka amin'ny famantarana izay afaka itan'ny olona.
# ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo
Ny hevitry ny hoe "fanjakana'' dia afaka atao hoe '''manapaka.'' DH: ''Manapaka ao anatinareo Andriamanitra''
# ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo
Ireo dikateny azo atao: 1) Ny teny hoe ''ianareo'' dia maneho ny olona amin'ny ankapobeny. DH: ''ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatin'ny olona'' na 2) ny teny adika hoe ''anatinareo'' dia midika hoe ''eo aminareo.'' DH: ''ny fanjakan'Andriamanitra dia eo aminareo''