plt_tn/luk/16/22.md

600 B

Ary

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hetsika vaovao ao amin'ny tantara.

ho eo anilan'i Abrahama

Ity dia milaza fa Abrahama sy Lazarosy dia nipetraka nifanakaiky tamin'ny lanonana iray, amin'ny fomba fisakafoan'i Grika. Ny fifaliana any an-danitra dia raisaina ao amin'ny Soratra Masina foana amin'ny hevitra fety iray.

nalevina

DH: "nalevin'ny olona izy"

tao amin'ny fahaverezana, raha nampijaliana

"nankany amin'ny fahaverezana izy, izay nijaly tamin'ny fanaintainana mafy"

nanandratra ny masony izy

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nijery ambony izy"