plt_tn/luk/16/05.md

645 B

mpitrosan'ny tompony

"ny olona izay nitrosa tamin'ny tompony" na "ny olona izay nitrosa zavatra tamin'ny tompony." Amin'ity tantara ity ireo mpitrosa dia nitrosa menaka oliva sy vary.

Niteny izy hoe ... Niteny taminy izy hoe

"Hoy ilay mpitrosa hoe ... Niteny tamin'ilay mpitrosa ilay mpitan-draharaha hoe

zato ... dimampolo ... valopolo

"100 ... 50 ... 80"

ilay mpitantana niteny tamin'ny anankiray hoe ... Niteny izy hoe ... Niteny taminy izy hoe

"ilay mpitantana niteny tamin'ny mpitrosa hafa hoe ... Niteny ilay mpitrosa hoe ... Niteny tamin'ilay mpitrosa ilay mpitantana hoe"

soraty hoe valopolo

"vary valopolo famarana."