plt_tn/luk/16/01.md

28 lines
976 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy milaza fanoharana hafa. Izany dia momban'ny tompo iray sy ny mpitantana ny trosany. Ity dia mbola ao anatin'ny fizarana ao amin'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 15:3
# Dia hoy koa Jesosy tamin'ireo mpianany hoe
Ny fizarana farany dia natao ho amin'ireo Fariseo sy mpisoronabe, na dia isan'ireo mpihaino aza ny mpianatr'i Jesosy.
# Nisy lehilahy mpanan-karena iray
Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao anatin'ny fanoharana.
# notanterina tany aminy
DH: "notanterin'ny olona tany amin'ilay lehilahy mpanan-karena"
# nandany ny fananany
"nandany tsy am-piheverana ny harenan'ilay lehilahy mpanan-karena"
# Inona izany henoko mombanao izany?
Ilay mpanan-karena nampiasa fanontaniana mba hibedesana ilay mpitandrim-panana. DH: "reko izay ataonao"
# Manomeza tatitra momban'ny fitantananao
"Amboary ny raki-tsoratrao mba hatolotra amin'ny olon-kafa" na "homano ny raki-tsoratra izay nosoratanao momban'ny volako"