plt_tn/luk/15/25.md

20 lines
580 B
Markdown

# Ary
Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Eto Jesosy dia manomboka milaza fizarana vaovao ao amin'ny tantara momba ilay lahimatoa.
# tany an-tsaha
Ity dia milaza fa tany an-tsaha izy satria tany izy no niasa.
# iray tamin'ireo mpanompo
Ny teny adika hoe "mpanompo" eto dia adika toy ny hoe "zaza lahy." Izany dia mety manondro hoe mbola tena tanora ilay mpanompo.
# mety ho inona izany zavatra izany
"inona no mitranga"
# ilay zanak'omby matavy
DH: ''ny omby tsara indrindra" na "ilay zanaka biby izay natavezintsika."