plt_tn/luk/14/28.md

1012 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manohy manazava amin'ny vahoaka fa zava-dehibe ny manisa ny vidin'ny maha-mpianatra.

Iza aminareo, izay maniry hanangana tilikambo, no tsy mipetraka aloha ary mikajy ny fandaniana raha manana izay ilaina hamitana azy izy?

jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanaporofoana fa ny olona dia mikajy ny vidin'ny tetik'asa mialohan'ny hanombohan'izy ireo izany. DH: "Raha misy te-hanangana tilikambo, dia hipetraka aloha izy ary hamantatra raha manana ny vola ilaina hanatanterahana izany"

tilikambo

Mety ho tilikambo fiambenana izany. DH: "trano avo be"

Raha tsy izany

Mety hanampy ny fanomezana fanazavana bebe kokoa. DH: "raha tsy manisa ny vidiny aloha izy"

rehefa nametraka ny fototra izy

"rehefa nanamboatra fototra izy" na "rehefa nanatanteraka ny fizarana voalohany amin'ilay trano izy"

nefa tsy hahavita izany

Mazava fa tsy nahavita izany hatramin'ny farany izy satria tsy nanana ny vola ilaina. DH: "Tsy manam-bola afahana mamita izany"