plt_tn/luk/14/23.md

659 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Vita ny fanoharana nataon'i Jesosy.

lalam-be sy sisim-boly

Ity dia maneho ireo lalam-be sy sisim-boly any ivelan'ny tanàna. DH: "ny lalan-dehibe sy sisim-boly any ivelan'ny tanàna"

tereo izy ireo ho avy

"angataho ho tonga izy ireo"

amin'izay feno ny tranoko

"mba hameno ny tranoko ny olona"

Fa lazaiko aminareo

Tsy mazava hoe iza no resahana eto

tsy hisy hanandrana ny sakafoko ireo lehilahy izay nasaina

Ny teny hoe "lehilahy" eto dia maneho ireo "lehilahy lehibe" fa tsy olona amin'ny ankapobeny.

izay nasaina

DH: "izay nasaiko"

hanandrana ny sakafoko

"hankafy ny sakafo izay nokarakaraiko"