plt_tn/luk/13/28.md

24 lines
888 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Ity no faran'ity resaka ity.
# fitomaniana sy fikitroha-nify
Ireo dia manondro fanenenana lalina sy alahelo. Ny kolontsainao dia mety manana fomba hilazana ireo.
# rehefa indro ianareo mahita
Jesosy manohy miresaka ny vahoaka toy ny hoe tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra izy ireo.
# saingy voaroaka any ivelany ianareo
"fa ianareo mihintsy no hatsipy any ivelany." DH: "fa Andriamanitra hanery anareo hivoaka"
# avy any atsinanana, andrefana, avaratra, ary atsimo
Ity dia midika hoe "avy any amin'ny lafin-tany rehetra"
# no ho voalohany ... ho farany
Ny voalohany dia maneho hoe manan-danja na omem-boninahitra. DH: "ho lehibe indrindra ... ho tsy misy dikany indrindra" na "Andriamanitra dia hanome voninahitra azy ireo ... Andriamanitra hanala-baraka azy ireo"