plt_tn/luk/13/10.md

708 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fizotran'ity fizaran''ny tantara ity sy momban'ilay vehivavy mandringa izay ampidirina ao amin'ny tantara.

Ary

Ity teny ity dia manamarika fizarana vaovao ao amin'ny tantara.

nandritry ny Sabata

"amin'ny andron'ny Sabata." Ny fiteny sasany dia manao hoe "Sabata iray" satria tsy fantantsika hoe andro Sabata manokana inona izany.

Indro, nisy vehivay

Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika ho amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara.

valo ambin'ny folo taona

"18 taona"

fanahy ratsin'ny fahalemena

"fanahy ratsy izay nampalemy azy"