plt_tn/luk/13/04.md

1010 B

Na ireny

Ity dia ohatra faharoan'i Jesosy amin'ny olona izay nijaly. DH: "diniho ireo" na "eritrereto ny momba ireo"

olona valo ambin'ny folo

"olona 18"

Siloama

Ity dia anaran'ny faritra iray ao Jerosalema.

mieritreritra ve ianareo fa tena mpanota ratsy ... Jerosalema ireny?

"manaporofo ve izany fa mpanota kokoa noho ... Jerosalema ireny?" Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hijerena ny fahazoan'ireo olona. DH: "aza mieritreritra hoe mpanota kokoa ... Jerosalema ireny"

tena mpanota ratsy

Ireo vahoaka dia nilaza fa maty tamin'izany fomba mahatsiravina izany izy ireo satria tena mpanota indrindra. DH: "maty izy ireo satria tena mpanota ratsy indrindra"

ireo lehilahy hafa

"olona hafa." Fiantsoana amin'ny ankapobeny ny olona ity teny ity eto.

Tsia, hoy Aho

Ety ny "hoy Aho" dia manamafy hoe "tsia." DH: "Azo antoka fa tsy maty nohon'ny maha-mpanota azy ireo kokoa izy ireo." na "diso ianareo mieritreritra fa ny fijalian'izy ireo dia manaporofo fa mpanota kokoa izy ireo"