plt_tn/luk/12/54.md

20 lines
713 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manomboka miresaka amin'ny vahoaka.
# Rehefa mahita rahona miforona ... mitranga izany
Ity toe-javatra ity raha ny tena izy dia midika hoe tonga tamin'Isiraely ny orana.
# Hisy ranon'orana ho avy
"tonga ny orana" na "ho avy ny orana"'
# Rehefa misy rivotra mitsoka ... mitranga izany
Ity toe-javatra ity raha ny tena izy dia midika hoe tonga tamin'Isiraely ny toetr'andro mafana.
# ahoana no tsy ahaizanareo mamantatra izao andro ankehitriny izao?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy ny vahoaka. Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamelohana azy ireo. Azo adika ho fanambarana izany. DH: "tokony ho fantatrareo ny mamantatra ny ankehitriny"