plt_tn/luk/12/33.md

1.1 KiB

omeo ny mahantra

Mety hanampy ny filazana izay raisin'izy ireo. DH: "omeo ny olona mahantra ny vola azonareo avy amin'ny varotana"

Manaova fitoeram-bola ho an'ny tenanareo ... harena any an-danitra

Ny fitoeram-bola sy harena any an-danitra dia zavatra mitovy ihany. Samy maneho ny fitahian'Andriamanitra any an-danitra izany.

Manaova fitoeram-bola ho an'ny tenanareo

Ity no vokatry ny fanomezana ny mahantra, DH: "amin'izany dia hanao fitoeram-bola ho an'ny tenanareo ianareo"

fitoeram-bola izay tsy mety ho tonta

"kitapo fitoeram-bola izay tsy misy lavaka amin'izany"

izay tsy mety lany

"izay tsy mety mihena"

tsy misy mpangalatra manakaiky

"tsy manatona akaiky ireo mpangalatra"

tsy misy kalalao manimba

"tsy simbain'ny kalalao"

kalalao

Ny "kalalao" dia biby kely izay mandavaka lamba. Mety mila mampiasa biby hafa ianao, toy ny hoe vitsika na vitsikazo.

any amin'izay hitoeran'ny harenareo, dia ho any ihany koa ny fonareo

"ny fonareo dia hifantoka amin'izay hitahirizanareo ny harenareo"

ny fonareo

Eto ny "fo" dia maneho ny eritreritrin'ny olona iray.