plt_tn/luk/12/31.md

652 B

katsaho ny fanjakany

"mifantoha amin'ny fanjakan'Andriamanitra" na "Irio ny fanjakan'Andriamanitra"

homena ho fanampiny ho anareo ireny zavatra ireny

"homena anareo ihany koa ireny zavatra ireny." Ny hoe "Ireny zavatra ireny" dia maneho ny sakafo sy akanjo. DH: "Homen'Andriamanitra anareo ireny zavatra ireny"

andian'ondry vitsy

Jesosy dia niantso ireo mpianany hoe andian'ondry. Ny andian'ondry dia vondron'ondry na osy izay karakarain'ny mpiandry ondry. Toy ny hikarakaran'ny mpiandry ondry ireo ondriny, no hikarakaran'Andriamanitra ireo mpianatr'i Jesosy. DH: "vondrona kely"

ny Rainareo

Ity dia fiantsoana lehibe an'Andriamanitra.