plt_tn/luk/12/24.md

1.0 KiB

goaika

Ity dia maneho ny 1) karazana vorona izay mihinana voa ny ankamaroany, na 2) karazana vorona izay mihinana ny nofon'ny biby efa maty. Ny mpihainon'i Jesosy dia nandray ny goaika ho tsy mendrika hatramin'ny tsy nafahan'ny Jiosy nihinana izany karazam-borona izany intsony.

fitoeram-bokatra na trano fitahirizana

Ireo dia toerana izay hitahirizana sakafo

Tahaka ny ahoana ny fihoaranareo lanja mihoatra noho ireo vorona

Jesosy manamafy ny zava-misy fa ny olona dia manan-danja kokoa amin'Andriamanitra noho ireo vorona.

Iza aminareo ... fanahiana?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ireo mpianany. DH: "Tsy misy afaka manitatra ny andro hiainany amin'ny fanahiana ianareo!"

manampy hakiho iray

Ity dia sariteny satria ny hakiho dia fandrefesana halavana, fa tsy fotoana.

Koa raha izany ... ny amin'ny sisa?

Jesosy mampiasa fanontaniana iray hafa mba hampianarana ireo mpianany. DH: "Satria ianareo tsy afaka manao na dia ity zavatra kely ity aza, dia tokony tsy hiahiahy ireo zavatra hafa ianareo"