plt_tn/luk/12/08.md

1.1 KiB

Hoy Aho aminareo

Jesosy mamerina miresaka amin'ny mpihaino mba hanamarihana fiovana amin'ny fanambarany mankany amin'ny lohahevitra vaovao, izany dia, miresaka momban'ny fanekena.

izay rehetra manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona

DH: "na iza na iza milaza amin'ny olona fa mpianatro izy" na "na iza na iza manaiky manoloana ny hafa fa tsy mivadika Amiko Izy"

Zanak'Olona

Jesosy naneho ny tenany ihany. DH: "Izaho, Zanak'Olona"

izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona

DH: "na iza na iza mandà hiaiky amin'ny hafa fa mpianatro Izy" na "raha misy mandà hilaza fa tsy mivadika amiko izy"

dia ho lavina

DH: "ho lavin'ny Zanak'Olona izy" na "ho laviko hoe mpianatro izy"

Izay rehetra miteny manohitra ny Zanak'Olona

"Izay rehetra milaza zavatra ratsy momban'ny Zanak'Olona"

ho avela aminy izany

"ho avela izy." DH: "Ho avelan'Andriamanitra amin'izany izy"

miteny ratsy manohitra ny Fanahy Masina

"miteny ratsy amin'ny Fanahy Masina"

dia tsy ho voavela izany

DH: "Tsy hamela azy Andriamanitra." Rehefa tsy mamela olona ny olona iray, dia midika izany fa raisiny ho meloka izy. DH: "Ho raisin' Andriamanitra meloka mandrakizay izy"