plt_tn/luk/12/06.md

744 B

Tsy hamidy farantsa kely roa ve ny tsintsina dimy?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ireo mpianatra. DH: "fantatrareo fa ny tsintsina dimy dia hamidy farantsa kely roa fotsiny"

tsy misy iray amin'ireny izay adino eo imason' Andriamanitra

DH: "Andriamanitra dia tsy manadino ireny mihintsy"

fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa

DH: "Fantatr'Andriamanitra na dia ny isan'ny volo ao an-dohantsika aza."

Aza matahotra

Tsy nolazaina ny anton'ilay tahotra. Ireo dika azo atao: 1) "aza manahy izay mety hitranga aminao" na 2) "noho izany aza matahotra ny olona izay mety handratra anao"

manan-danja mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo

"mendrika kokoa amin'Andriamanitra ianareo noho ny tsintsina maro"