plt_tn/luk/12/02.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fa tsy misy
Ny teny hoe "fa" dia mampifandray ity andininy ity amin'ilay andininy teo aloha momban'ny fiatsarambelatsihin'ireo Fariseo.
# Fa tsy misy takona izay tsy aseho
"ny zavatra rehetra izay miafina dia ho asdeho." DH: "ho hitan'ny olona ny momba ireo zavatra rehetra izay hataon'ny olona miafina"
# tsy misy miafina izay tsy ho fantatra
Ity dia mitovy dika amin'ilay teo aloha ihany mba hanamafisana ny fahamarinan'izany. DH: "ny olona dia hianatra momba ireo zavatra rehetra izay ezahan'ny olona hafenina"
# ho re ao amin'ny fahazavana
DH: "ho ren'ny olona ao amin'ny fahazavana"
# nolazaina teo an-tsofina
DH: "nobitsihina tamin'olon-kafa"
# tao amin'ny efi-trano anaty
"tao amin'ny efi-trano mihidy." Ity dia maneho resaka manokana. DH: "tao amin'ny mangingina" na "niafina"
# hambara
"ho lazaina amin'ny feo mafy." DH: "ho hambaran'ny olona"
# an-tampon-trano
Ny trano any Isiraely dia manana tafo fisaka, ka afaka miakatra eny ny olona ary mitsangana eo an-tampony. Afaka atao koa hoe "eny amin'ny toerana avo izay afahan'ny olona rehetra maheno tsara."