plt_tn/luk/11/53.md

741 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no faran'ny fizarana ao amin'ny tantara izay nisakafoan'i Jesosy tao amin'ny tranon'ilay Fariseo. Ireo andininy ireo dia milaza ny mpamaky izay nitranga taorian'ny fizarana lehibe amin'ny fiafaran'ny tantara.

Taorian'ny nialan'i Jesosy teo

"rehefa nandao ny tranon'ilay Fariseo Jesosy"

niady hevitra taminy ... sady niezaka ny hamandrika Azy

Ireo mpisoronabe sy Fariseo dia tsy niady hevitra mba hiarovana ny fomba fijerin'izy ireo, fa mba hamandrihana an'i Jesosy mba ho afahan'izy ireo miapanga Azy amin'ny fandikana ny lalàn' Andriamanitra.

niezaka ny hamandrika Azy tamin'ny teniny ihany

Ity dia midika fa tian'izy ireo hilaza zavatra diso Jesosy mba afahan'izy ireo miapanga Azy.