plt_tn/luk/11/43.md

941 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy nahavita ny resany tamin'ireo Fariseo.

ny toerana voalohany

"ny toerana tsara indrindra "

fiarahabana feno fanajana eny an-tsena

"tianareo hiarahaba anareo amim-boninahitra miavaka ny olona"

ianareo dia tahaka ny fasana tsy misy famantarana izay hitsahin'ny olona fa tsy fantany izany

Ireo Fariseo dia toy ny fasana tsy misy famantarana satria hita madio ara-pomba, fa mampaloto ny olona manodidna azy ireo.

fasana tsy misy famantarana

Ireo fasana ireo dia lavaka nohadiana tao amin'ny tany izay nandevenana ny maty. Ireo dia tsy nanana ireo vato fotsy izay apetrakin'ny olona eo amin'ny fasana raha ny tena izy mba ho hitan'ny olona.

fa tsy fantany izany

Rehefa nandeha teo amin'ny fasana ireo Jiosy, dia tonga maloto ara-pomba. Ireo fasana tsy misy famantarana ireo dia mahatonga azy ireo hanao izany tsy nahy. DH: "amin'ny tsy fahafantarana izany ka tonga maloto ara-pomba"