plt_tn/luk/11/11.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny fampianaran'i Jesosy ireo mpianany ny momban'ny vavaka.

Iza aminareo raim-pianakaviana ... trondro?

Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampianarana ireo mpianany. Afaka soratana toy ny fanambarana ihany koa izany. DH: "Tsy misy aminareo raim-pianakaviana ... trondro"

Na raha mangataka ... maingoka ve izy?

Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampianarana ireo mpianany. Afaka soratana toy ny fanambarana koa izany. DH: "Ary ianareo dia tsy hanome azy maingoka mihintsy raha atody no angatahiny"

maingoka

Ny maingoka dia mitovitovy amin'ny hala, fa misy rambo ary manana fanindromana misy poizina. Raha tsy fantatra any amin'izay misy anareo ny maingoka, dia afaka adikanareo hoe "hala misy poizina" izany.

raha ianareo ratsy fanahy aza mahay

"satria ianareo ratsy fanahy mahay" na "na dia mpanota aza ianareo, dia mahay"

ohatrin'ny ahoana ny alehiben'ny Fanahy Masina homen'ny Rainareo any an-danitra ho an'ireo izay mangataka aminy?

Mbola mampiasa fanontaniana indray Jesosy hampianarana ireo mpianany.