plt_tn/luk/11/03.md

760 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany ny fomba fivavahana.

Omeo anay ... Avelao ny fahotanay ... Aza mitondra anay

Ireo dia tsy maintsy atao, fa tokony adika toy ny fangatahana izany, fa tsy toy ny baiko. Mety hanampy ny manampy zavatra toy ny hoe "miangavy" amin'izany mba hampazava azy tsara. DH: "Miangavy mba omeo anay ... Miangavy mba avelao ny fahotanay ... Miangavy mba aza mitondra anay"

haninay isan'andro

DH: "ny hanina ilainay isan'andro"

Avelao ny fahotanay

"mamelaha anay nohon'ny fanotana manohitra anao"

tahaka ny namelanay

"satria mamela ihany koa izahay"

izay meloka taminay

"izay nanao ratsy taminay"

Aza mitondra anay any amin'ny fakam-panahy

DH: "Alaviro anay ny fakam-panahy"