plt_tn/luk/10/22.md

864 B

Ny zavatra rehetra dia nankinin'ny Ray tamiko

DH: "Ny Raiko dia nanolotra Ahy ny zavatra rehetra"

Ray ... Zanaka

Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.

mahalala hoe iza ny Zanaka

Ny teny izay adika hoe "mahalala" dia midika hoe mahafantatra tamin'ny zavatra niainana manokana. Andriamanitra Ray dia mahafantatra an'i Jesosy amin'izany fomba izany.

afa-tsy ny Ray

Ity dia midika hoe ny Ray ihany no mahalala hoe iza ny Zanaka

mahalala hoe iza ny Ray

Ny teny izay adika hoe "mahalala" dia midika hoe mahafantatra tamin'ny zavatra niainana. Jesosy dia mahafantatra an'Andriamanitra Rainy amin'izany fomba izany.

afa-tsy ny Zanaka

Ity dia midika hoe ny Zanaka ihany no mahalala hoe iza ny Ray.

izay nosafidian'ny Zanaka haseho Azy

"na iza na iza irian'ny Zanaka hampisehoana ny Ray"