plt_tn/luk/10/03.md

594 B

Mandehana amin'ny lalanareo

"Mandehana any amin'ireo tanàna" na "Mandehana any amin'ireo olona"

alefako tahaka ny zanak'ondry eo afovoan'ny ambodia ianareo

Ny ambodia dia manafika sy mamono ny ondry. Ity dia sariteny midika hoe misy olona manana fikasana handratra ireo mpianatra izay irahan'i Jesosy. DH: "Rehefa hirahiko ianareo, dia hisy olona te-handratra anareo toy ny hanafihan'ny ambodia ireo ondry"

aza miarahaba na iza na iza eny an-dalana

Jesosy nanamafy fa mandeha mafy izy ireo mankany amin'ny tanàna ary manao ity asa ity. Jesosy tsy niteny azy ireo tsy halala fomba.