plt_tn/luk/09/54.md

496 B

nahita izany

"nahita fa tsy nandray an'i Jesosy ireo Samaritana"

handefa afo milatsaka avy any an-danitra mba hamotika azy ireo

Jakoba sy Jaona nanome ity soso-kevitra fomba fitsarana ity satria fantatr'izy ireo fa izany no ho fitsaran'ny mpaminany tahaka an'i Elia ireo olona izay mandà an'Andriamanitra.

nitodika Izy ary niteny mafy tamin'izy ireo

"Jesosy nitodika ary niteny mafy an'i Jakoba sy Jaona." Jesosy dia tsy nanameloka ireo Samaritana, araka ny nantenain'ireo mpianatra.