plt_tn/luk/09/26.md

28 lines
717 B
Markdown

# ireo teniko
"izay lazaiko" na "izay hampianariko''
# ho menatra azy koa ny Zanak'Olona
DH: "ny Zanak'Olona ihany koa ho menatra azy"
# ny Ray
Ity dia fiantsoana lehibe an'Andriamanitra
# Fa lazaiko marina aminareo
Jesosy nampiasa ity mba hanamafisana ny lanjan'izay ho lazainy manaraka.
# ny sasany amin'ireo izay mitsangana eto dia tsy hahita fahafatesana
''ny sasany aminareo izay mitsangana eto dia tsy hahita fahafatesana"
# tsy hahita fahafatesana mialohan'ny ahitany ny fanjakan'Andriamanitra
DH: "dia hahita ny fanjakan'Andriamanitra mialohan'ny hafatesan'izy ireo" na "hahita ny fanjakan'Andriamanitra mialohan'ny hafatesanareo"
# hahita fahafatesana
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "maty"