plt_tn/luk/09/18.md

856 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Mivavaka Jesosy, irery miaraka amin'ireo mpianany, ary manomboka miresaka izy ireo hoe iza Jesosy. Nolazain'i Jesosy azy ireo ny fahafatesany sy ny fitsanganany izay hanaraka eo ary nampirisika azy ireo mba hanaraka Azy na inona na inona mitranga.

Ary rehefa

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto hanamarihana ny fiantombohan'ny tranga vaovao.

nivavaka manokana

''nivavaka irery." Niaraka tamin'i Jesosy ireo mpianatra, fa nivavaka manokana sy mangina Izy.

Jaona mpanao batisa

DH: "Ny sasany milaza fa Jaona mpanao batisa Ianao"

nitsangana tamin'ny maty ny iray tamin'ireo mpaminany fahiny

Mety hanampy ny fanazavana ny hifandraisan'ity valin-teny ity amin'ny fanontanian'i Jesosy. DH: "fa Ianao dia iray amin'ireo mpaminany fahiny ary nitsangan-ko velona"

nitsangana tamin'ny maty

"niaina indray"