plt_tn/luk/09/03.md

950 B

Hoy Izy tamin'izy ireo

"Jesosy niteny tamin'ireo roa ambin'ny folo." Mety hanampy ny filazana fa ity dia nitranga talohan'ny nandehanan'izy ireo. DH: "mialohan'ny nandehanan'izy ireo, dia hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe"

Aza mitondra na inona na inona

"Aza mitondra na inona na inona miaraka aminareo"

amin'ny dianareo

"rehefa mandeha ianareo." Tsy tokony hitondra na inona na inona izy ireo ho an'ny diany manontolo, mandra-piverin'izy ireo eo amin'i Jesosy.

tehina

"tsorakazo" na "tapa-kazo fentina mandeha." Afaka hampiasaina hanoherana mpanafika.

kitapom-bary

harona fampiasan'ny olona mpandeha amin'ny dia lavitra mba hitondrana izay ilain'izy ireo amin'ny diany.

mofo

sakafo

Izay trano hidiranareo

"na inona na inona trano hidiranareo"

mijanona ao

"mitoera ao" na "mitoera vetivety ao toy ny vahiny"

mandra-pialanareo

"mandra-pialanareo ao amin'izany tanàna izany" na "mandra-pialanareo ao amin'io toerana io"