plt_tn/luk/09/01.md

581 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy mampatsiahy ireo mpianany ny tsy tokony hianteherana amin'ny vola sy ny zavatr'izy ireo, omeo hery izy ireo, ary avy eo alefao any amin'ny tanàna isan-karazany.

hery sy fahefana

Ireo teny ireo dia niara-nampiasaina mba hampisehoana fa ireo roa ambin'ny folo dia samy manana ny fahaizana sy ny zo hanasitrana olona.

ireo demonia rehetra

Ireo dika azo atao: 1) "ny demonia rehetra" na 2) "'ireo karazana demonia rehetra."

nalefany izy ireo

"nandefa azy ireo tany amin'ny toerana isan-karazany" na "niteny azy ireo mba handeha"