plt_tn/luk/08/49.md

385 B

Raha mbola niteny izy

"raha mbola niresaka tamin'ilay vehivavy Jesosy"

mpitarika synagoga

Ity dia maneho an'i Jairo

Aza manahirana ny mpampianatra

Ity fanambarana ity dia miteny ambadika hoe Jesosy dia tsy afaka hanao na inona na inona hanampiana intsony fa efa maty ilay zaza vavy.

ny mpampianatra

Ity dia maneho an'i Jesosy.

ho sitrana izy

''ho velona indray izy"