plt_tn/luk/08/28.md

744 B

rehefa nahita an'i Jesosy izy

"rehefa nahita an'i Jesosy ilay lehilahy nisy demonia"

niankohoka teo anoloany

"niankohoka tamin'ny tany manoloana an'i Jesosy." Tsy nianjera tsy nahy izy.

Inona no iraisanao amiko

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "Nahoana ianao no manelingelina ahy?

Zanak'Andriamanitra Avo indrindra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.

Fa efa nandritry ny fotoana maro no nangeja azy izany

"efa nanadritry ny fotoana maro no nanjaka ilay lehilahy izany." Ity dia milaza izay efa vitan'ilay demonia nandritry ny fotoana maro talohan'ny nihaonan'ilay lehilahy tamin'i Jesosy.

na dia nofatorana ... nambenana aza izy

DH: "na dia nofatoran'ny olona tamin'ny rojo sy gadra vy ary nambenana aza izy"