plt_tn/luk/07/48.md

933 B

Avy eo hoy Izy taminy

"avy eo Izy niteny tamin'ilay vehivavy"

voavela ireo helokao

''voavela ianao." DH: "Mamela ireo fahotanao Aho"

niara-nipetraka nihinana

"niara-nipetraka nihinana nanodidina ny latabatra" na "niara-nihinana"

Iza moa Ity no dia mamela ireo heloka?

Ireo mpitarika fivavahana dia nahafantatra fa Andriamanitra irery no afaka mamela heloka, ary tsy nino fa Jesosy no Andriamanitra. DH: "Manao ny tenany ho iza mo Ity lehilahy ity? Andriamanitra irery ihany no afaka mamela heloka!" na ''Nahoana ity lehilahy ity no manao ny tenany ho Andriamanitra izay afaka mamela heloka?"

ny finoanao no nahavonjy anao

"Nohon'ny finoanao, dia novonjena ianao." DH: "Satria ianao nino, dia voavonjy"

Mandehana am-piadanana

Ity dia fomba iray hanaovana veloma eo am- panomezana tso-drano. DH: "Rehefa mandeha ianao, dia aza matahotra intsony" na "Andriamanitra anie hanome fiadanana anareo eo am-pandehanana"