plt_tn/luk/07/46.md

823 B

nanosotra diloilo ny lohako

"nanisy diloilo ny lohako." Ity no kolontsaina fandraisana vahiny be voninahitra. DH: "raiso amin'ny fanosorana diloilo amin'ny lohako Aho"

nanosotra ny tongotro

Ilay vehivavy dia tena nanome voninahitra an'i Jesosy tamin'ny fanaovana izao. Nampiseho fanetre-tena izy tamin'ny fanosorana ny tongony raha toa ka tokony ho ny lohany.

milaza aminao Aho

Ity dia manamafy ny lanjan'ny fanambarana manaraka eo.

ireo fahotany, izay maro, dia voavela

DH: "Navelan'Andriamanitra ireo fahotany maro''

satria izy be fitiavana

DH: "satria izy be fitiavana tamin'ilay namela azy" na "satria izy tia be an'Andriamanitra"

izay navela kely

"izay rehetra namelana zavatra kely fotsiny." Na izany aza, Izy dia nanantena an'i Simona hahazo fa kely fotsiny ny fitiavana nasehony an'i Jesosy.