plt_tn/luk/07/31.md

553 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy milaza amin'ny olona ny momban'i Jaona mpanao batisa

Amin'inona, ary, no afahako mampitaha ... izy ireo?

Jesosy mampiasa ireo fanontaniana ireo mba hampidirana fampitahana.

Izy ireo dia tahaka ny

Ireo teny ireo dia fiantombohan'ny fampitahan'i Jesosy. Jesosy dia milaza fa ny olona dia toy ankizy izay mety afa-po amin'ny fomba fihetsiky ny ankizy hafa mihintsy.

tsy nandihy ianareo

"fa tsy nandihy tamin'ilay hira ianareo"

tsy nitomany ianareo

"fa tsy nitomany niaraka taminay ianareo"