plt_tn/luk/07/29.md

890 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Lioka, izay mpanoratra ity boky ity, dia naneho hevitra tamin'ny fomba namalian'ny olona an'i Jaona sy Jesosy.

Rehefa nandre izany ny olona rehetra ... batisan'i Jaona

Ity andininy ity dia afaka avadika mba hazava kokoa. DH: "Ny olona rehetra izay nataon'i Jaona batisa, hatramin'ireo mpamory hetra, rehefa nandre izao, dia nanambara fa marina Andriamanitra"

satria natao batisa tamin'ny batisan'i Jaona izy ireo

DH: "satria navelan'izy ireo hanao batisa azy ireo Jaona" na "satria nataon'i Jaona batisa izy ireo"

nandà ny tanjon'Andriamanitra ho an'ny tenan'izy ireo

"nandà izay tian'Andriamanitra ho ataon'izy ireo" na "nisafisy ny tsy hankàtoa izay nolazain' Andriamanitra azy ireo"

satria tsy nataon'i Jaona batisa izy ireo

DH: "Izy ireo dia tsy namela an'i Jaona hanao batisa azy ireo" na "nandà ny batisan'i Jaona izy ireo"