plt_tn/luk/07/09.md

677 B

talanjona taminy Izy

"talanjona tamin'ilay kapiteny Izy"

lazaiko aminareo

Jesosy nilaza ity mba hanamafisana ny zava-mahagaga izay ho lazainy amin'izy ireo.

na tany Israely aza tsy nahitako finoana toy izao

Ny tiana ambara dia hoe Jesosy nanantena fa hanana karazam-pinoana tahaka izany ny Jiosy, saingy tsy nanana izy ireo. Tsy nanantena ireo Jentilisa hanam-pinoana tahaka izany Izy, kanefa nanana ity lehilahy ity. DH: "Tsy mbola nahita Israelita nahatoky mafy Ahy toy ny fahatokisan'ity Jentilisa ity Aho!"

ireo izay nirahana

Azo fa ireo dia ireo olona izay nirahan'ilay kapiteny. DH: "ny olona izay nirahan'ny manam-boninahitra Romana ho any amin'i Jesosy"